"MPANKAFY ANAO" (Zavona Rakoto (AQUARIUS))
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Mpankafy anao aho raha eny an-tsehatra eny,Fa poeta kosa raha any anaty nofy,
Mpisolo vava anao raha any anaty teny,
Fanafody kosany raha toa ianao Farofy.
Zavona Rakoto aogositra 2025.1
--------
Lien:
Catégorie :
Aingam-panahy
Fans:
ZavonaRakoto
