""OVIANA RE"" (Zavona Rakoto (AQUARIUS))

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Andrasana oviana? oviana ise no vonona?
Oviana vao hanaiky? oviana vao hanonona...
Oviana ka oviana? sa mbola hiandry kely?
Sa tsy hanaiky mihitsy raha tsy hisehoan'ny Anjely?
Tandremo anefa tara!


Zavona Rakoto 9 Febroary 2026
--------
Rohy:
Sokajy : Fibebahana
323 2
Hametraka hevitra
Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0276