""ISE"" (Zavona Rakoto)
Mbola tsisy niantsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Tsy lova ny azy ireny,tsy anaran-dray nasolo,Tsy ainga fandotoana sy famonoana lolo,
Tsy sekoseko koa,na seho vinaninany,
Fa tena masom-boly nasondrotry ny tany.
mihitsy aleo hazava!!
fotsiny aho hilaza,hanondraka tambavy,
eny e,kanto ise fa kosany aho miangavy.
Te halaza ianao? te mba ho hitan'ny olona?
asio fifaninanana dia any atao ny tolona,
Ny zandrikelinao no nampita teny tamiko.
Zavona 04 desambra 9:46
--------
Rohy:
Sokajy :
Ahy - Eritreritra mandalo
Mpakafy:
ZavonaRakoto