SARY FANARANY ! (Arajech)

Pas encore lu

Demander une lecture
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
SARY FANARANY !

Dia izy mitsohitra eo ambony farafara
Tsy mihetsika tsy mandreha tsy mitantara
Izay no sary farany

Izy anty ankanjo fotsy manjopika
Tsy mba mihetsika maneho ilay bika
Izay no sary farany

Tsy tezitra sy misy tsiky toa fanaonay
Endrika afa tsy ary nisy atrizay
Izay no sary farany

Dia izay no sary farany hitako
Fa lasa ilay any mba malalako
Izay mba tiako sy Tia ahy
Nefa dia lasa ny fanahy

25/11/06
--------
Lien:
Catégorie : Fahafatesana
1462 0
Ajouter un commentaire
Veuillez vous connecter
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0144