You are here: home > Vetso

FITIAVAN-TSIKA - Arajech

Azo vakiana?

Ampianaro ahy ny mitia
Fa tsy aiko angamba
Tsy araka ny fihevitro ny fisananao

Antorohy ahy izany hoe fitia
Fa tsapako toa misy banga
Fa izaho vao sambany mitia anao

Mba lazao ahy izany hoe tia
Hafako misedra izay mindranga
Afako mantateraka ny sitrakao

Mba azavaho ahy ny hoe fitia
Tsy hisanako tsy hihampanga
Raha misy manahirana anao

Mba lazahoahy ny tianao
Afako manao izay azo atao
Fa tsy anjambany ihany
Ka indraidray lasa  ady sy ranirany

22/11/06

Sokajy : Ahiahy, Fitiavana

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mombamomba

Mpanoratra : Arajech

Nampiditra : arajech
Daty : 23/05/2007
Mpamangy : 1306
Mankafy : 1

Tononkalo hafa

vazoly
30/11/06
TE- HAHIT'ANAO
MANINA OLONA TSY TIA
METY HISY VE?
TSISY ANDRO MIHIRATRA
NY VOLA
NY AN-TANY
TSY AFAKA
HANDEVONA