You are here: home > Vetso

RAKOTONJANAHARY Tojosoa Ejicà

RAKOTONJANAHARY Tojosoa Ejicà dia olona iray izay 22 taona tamin'ity taona 2019 ity, mipetraka ao Morondava ary "informaticien"  ao amin'ny  "Tiah Service Morondava"  Mpanoratra hira sy Tononkalo koa izy, ka an'isan'ny hira nosoratany dia ireo hiran'ny "Groupes T.M.K Serafima" izay miisa 16 ny isany aloha atreto, tao koa ny boky izay nosoratany izay mitondra ny lohateny hoe: "NY FITIAVAKO ANAO" izay ahitana tononkalo miisa 20. Marihina fa i RAKOTONJANAHARY Tojosoa Ejicà dia Mpitarika ao amin'ny antokom-pihira "Groupes TMK Serafima" ary eo ampikarakarana ny 1er Album zao ny Tarika.

Hametraka hevitra

Midira aloha