You are here: home > Vetso

NENY TIAKO - ANJARA7


Neny o!ry Neny tiko
Tena tiako ka tsy ariako
Tsy atakalo ,tsy soloiko
F'anankinako ny foko
Ny fitivanao ry Neny
MIraikitra ao an dohako ao
Ka tsaroako lalandava
Na dia lavitra aza anao

Neny o!mba tsaroy
F'izaho anie katsy mahafoy
Ireny tambitambinao
Tena mamiko hatrizao
Izaho ry Neny dia mahatsiaro
Ny mivavaka ho anao
Mba hambinina isan'andro
Amin'ny asanao ianao

Neny o!sambatra aho
Eny manana anao
D'ilay Neny tsy mba kivy
Miatrika ilay adidy
K'aza lavinao ry NEny
'Ty fanomezana ho anao
Fa mahasolo volamena
D'ilay fahendrena anatiko aho

Sokajy : Fitiavana

Hevitra mandeha

ANJARA7 (05/07/2009 15:29:00)

bisous lucka

endrika01 (06/07/2009 11:55:59)

iza akia i Lucka?

endrika01 (06/07/2009 11:57:34)

Tsara be lay vetson-dry.

ANJARA7 (06/07/2009 16:34:17)

lucka?mon fils unik!

oliviah (12/07/2009 09:19:29)

ANJARA7>sambatra le zanakao

ANJARA7 (16/08/2009 15:11:36)

misaotra aky oliviah a!

Hametraka hevitra

Midira aloha