ETO AN -TANY (ANJARA7)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
ETO AN -TANY
Rahoviana re ry tany
Ty hetraketrakao no ho lany
Maro loatra reo mitoloko
Noho'ny sentonao misoko

Ady,loza,fifandirana
An kavitsiana no mba mirana
Zany rehetra rehetra zany
No hitantsika eto an tany

K'inona no mety atao?
Fifankatiavana no hajao
Fandeferana ilaina
Raha te hilamina ny saina

Tena henonao maharary
Ny mandefitra hatrany
Nefa mivonona ny hiafy
F'izany re no eto an-tany
--------
Rohy:
2602 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : ANJARA7
Nampiditra : ANJARA7
Daty : 13/10/2009 18:33
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0149