ILAY NIJANGA (ANJARA7)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Ianao hono hoe nijanga?
Mba tsy fidiny angamba o!
K' aleo aho tsy hitsara anao
Fa tiko tiko foana ianao

K'ireo miseho ho tsy nanota
Mpanenjika,mpifosafosa
Raha mba vehivavy ihany
Hifankahita indray andro any

Ny tantaranao taloha
Ts'isy hamakiako loha
Fa ny tsapako aloha
D'IANAO EFA NIOVA FO
--------
Rohy:
2162 1
Mpakafy: ialinirina
Hevitra mandeha
endrika01 ( 05/11/2009 09:14)
hoaniza hono lay ventso ry anjara7
takonila zany le izy,
endrika01 ( 05/11/2009 09:18)
tsara iany kou rehefa tsy manenjika ireny olona henjehinny fiaraha-monina ireny!
misy namako any izao,henjehina dradraina fa zazajanga,nefa angah kou ilay mpilaza mba tena parfait!
de sahy midradradradra "zazajanga" .....

ANJARA7 ( 06/11/2009 16:07)
endrika01:ny atao we janga de oul efa manambady nefa mbola mandende mitia etsy sy eroa,mila mi comprendre azy ireny anefa fa tsy enjehina be fahatany izy,tsy ho andry io ventso io ndry mbola tsy maanmbady tsy mbola tafiditra ao anatin izany indry ary hirariako tsy ho tafiditra @zany .
endrika01 ( 15/11/2009 09:34)
hay ve eee,zay vao mazava!
Jock ( 27/01/2015 06:04)
Merci ry ANJARA7 fa tena tsara daholo le tononkalo a! mba nangalatra kely za ataoko anaty cahier de poeme-ko
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : ANJARA7
Nampiditra : ANJARA7
Daty : 02/11/2009 10:09
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0144