ANJARA (ANJARA7)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Izay rehetra miseho
Na ny ratsy na koa tsara
Dia raiketo ho tantara
Dia ekeo f'izay no anjara

Enjehina ilay malalako
Toraham bato hoe adala
Tokana no hany ambarako
Izy re no anjarako

Tsy voatery ho tonga lafatra
Na hasambarana mifatratra
Ka tsy henatra ny manambara
Hoe zay no anjara

Ka reseo ilay tomany
Nohon'ny etraketraky ny tany
Avalony ho any am para
Dia mitraka f'izay no anjara
--------
Rohy:
2620 2
Mpakafy: ANJARA7 - ialinirina
Hevitra mandeha
endrika01 ( 17/08/2009 07:02)
Ny vehivavy anie ka tia fona,fa ny lehilahy no voasitony fofom-boninkazo,ka lasa rifatra tsy tana.
ANJARA7 ( 17/08/2009 11:14)
miriorio foana aky ny angidina a!aza kivy
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : ANJARA7
Nampiditra : ANJARA7
Daty : 16/08/2009 12:06
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0138