voafafa (Voafafa)

(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Tsy afaka miseho eto amin'ny takelaka io tononkalo io fa nosakanan'ny tompon-jo.
Raha hijery mpanoratra hafa mety mahaliana dia Jereo eto

--------
Rohy:
Sokajy : Namana - Namana - Namana
34872 23
Hevitra mandeha
kinaoly ( 24/12/2003 23:16)
izay tia adala.......
Dad ( 05/02/2004 00:39)
ny fitiavana dia tsy aretina mila ahitana fanafody ! ny fitiavana dia fahasoavana : tsy midika izany hoe zavatra mora hiainana fa izy kosa no manome loko sy tsiro ho an'io fiainana : hamamiana sy ngidiny, makirana sy hatsatsony !
aleo izy hamony eny foana ! tsy adala fa tia ê ...
gasikely79 ( 22/07/2004 09:54)
Zay tia atao hoe adala.Raha olonkendry hono dia miala ao.
Anefa fiainana tsy misy fitiavana dia foana sy poakaty, babangoana.
Tsy aleo ve mitohy mitia????
nyeja ( 20/11/2004 07:00)
anisan'ny mpanoratra ankafiziko i Rado , ary mampatsiahy ahy tononkaloko iray izay ity sangan'asany ity manao hoe:

iza ianao r'ilay mpandalo,
ilay niserana dia lasa
fa ny foko anie nikalo
mbola babo ka mikasa
ny ahita anao indray
hiantrano ato aminay.
(....) tia anao aho ka dia zatra
ankehitriny anie aho maratra
fa minia tsy te hahalala
mirediredy toy ny adala!.
Ny Eja 2001
lapino ( 12/12/2005 02:54)
Mova moa aho tsy izany, toy izany ny toe-poko
Mbola rakotra tomany, mifendrofendron'ny toloko
Matimatin'ny sodoka, diso tany naniriana,
Avy eo fitia nandamoka, lasa hazofijaliana.

Ohatra ny gidra ihany le misaraka kle! hihiiii 😉
Anael10 ( 01/02/2010 11:38)
Tiako ny tonokalon'i Rado , mahalaza izay tsy hain'ny saiko fantarina ao anatiko ao
sanie ( 10/09/2014 09:28)
ny tononkalo no hany mba mampitony ny fihetsem-poko indrindra moa ny tononkalon'i Rado
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : Voafafa
Nampiditra : mamonjy
Daty : 02/12/2003 05:10
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0166