voafafa (Voafafa)
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Tsy afaka miseho eto amin'ny takelaka io tononkalo io fa nosakanan'ny tompon-jo.
Raha hijery mpanoratra hafa mety mahaliana dia Jereo eto
--------
Rohy:
Sokajy :
Fahatsiarovana - Fiainana
Hevitra mandeha

Fre
(
27/08/2024 13:24)
Tsy taka-takarin'ireo avo lenta,
Tsy mifankalala ny samy poeta
Fa na nisy aza ilay testamenta
dia tsy mahalaza ny zava-drehetra
Tsy taka-takarin'ny ela netezana
Takarina ihany fa tsy ampy tetezana
Adalana va re ka aleo iomehezana
Sa tsy afa-nanoatra noho ny tsy fetezana
Tsy taka-takarin'ireo olon-kendry
Te hiteny izy hoe izao agaha no voatendry
Kanefa, fa angaha moa raha diso fikendry
Dia tsy manan-jo mba hiova ho "fendry"
Tsy taka-takarina ny zava-marina
Nisandratra avo kanefa nivarina
Mba nanakoako fa nalaky farina
Mba niredareda kanefa nanarina
Tsy mifankalala ny samy poeta
Fa na nisy aza ilay testamenta
dia tsy mahalaza ny zava-drehetra
Tsy taka-takarin'ny ela netezana
Takarina ihany fa tsy ampy tetezana
Adalana va re ka aleo iomehezana
Sa tsy afa-nanoatra noho ny tsy fetezana
Tsy taka-takarin'ireo olon-kendry
Te hiteny izy hoe izao agaha no voatendry
Kanefa, fa angaha moa raha diso fikendry
Dia tsy manan-jo mba hiova ho "fendry"
Tsy taka-takarina ny zava-marina
Nisandratra avo kanefa nivarina
Mba nanakoako fa nalaky farina
Mba niredareda kanefa nanarina