FITIA VOARARA Fiz7 (vals cristian)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
()
Niaina: **Mitso-drano anao aho
Mba hahita izay ho soloko
Izay tena hampiadana anao
Dia natolotro ho azy avy eo ny molotro**
Nilaina:""
Tsia ,tsy te hitia hafa intsony aho
Fa ianao irery ihany
Eto foana aho hitia anao
Koa aza mbola mitomany""
N1**
Aza adino fa izany
No mbola hampitombo hatrany
Ny fifandraisana eo @ntsika
Na dia voarara tsy ho tafita**
Nilaina N2:
"" Ny hany farany hangatahako
Mba ekeo raha sitrakao
Ity misy hira mba hiarahako
Mampiara peo farany aminao
lo no hira manambara ny fitiavantsika
Vao haingana izay no niantomboka
Tsy ilay hoe ''Fitia tsy tafita ''
Fa ilay *Voarara vao niantomboka*
Tena tiako loatra tokoa
Sy mba hiriko izany androany
Na dia hoe mandratra fo
Sy mampilatsaka tomany
Dia ilay FITIA VOARARA
An' i Poopy sy Mahery
Tsy naatohitra lay nandrara
Satria mbola tsy manan kery""
N1:
** Tsia anefa hoy aho
Toa tsy ho vitako izany
Mifona hoy aho ,mitalaho
Nigogogogo nitomany **
--------
Rohy:
Sokajy : fisarahana
1391 2
Mpakafy: valiis - miartiana
Hametraka hevitra
Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.015