Hampiditra sary Nampiditra : Rapha
Daty : 19/01/2006 09:12
Nijery : 2812
Tononkalo: 60 Jereo eto
Mankafy : 0 Ankafizo
Hampiditra tononkalo

NY Andri-Fara

Fa nahoana
Gina ny tontolo, rehefa tsy eo ianao
Kanefa izato foko, mbola tia anao.
Manambara teny mamy
'Lay fandaozanao ahy fahiny
Lasa tsy niteny...nahoana ankehitriny.

Tsy fantatro!
Nahoana no nandao
Nahoana ianao no lasa tsy niteny
Ry tiako sy lalaiko
tsy fantatrao fa haiko
izay rehetra nataonao.
Ny ANDRI-FARA
Rohy: https://vetso.serasera.org/mpanoratra/ny-andri-fara
Hevitra farany
SANAKERIB ( 26/03/2024 09:29)
MISAOTRA FIARITIANA AAAA
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0123