Inséré par : Andry tonokalo
Date : 23/12/2016 07:34
Visite : 2006
Poèmes: 13 Cliquer ici
Fans : 0 Admirer
Insérer un poème

Rado andrianiaina

Rado andrianiaina Andrianiaina radomalala herizo no anarany feno teraka tamin'ny 5 mai 1992 tao Antsenavolo Mananjary, telo mianadahy izy ireo, ka izy irery no lehilahy, ary izy iany koa no zokiny indrindra. i jean josepha rabearivelo, sy i fredy jaofera no mpanoratra ankafiziny indrindra
Lien: https://vetso.serasera.org/mpanoratra/rado-andrianiaina
Derniers commentaires
Andry tonokalo ( 24/12/2016 16:52)
Ireo zava-misy sy hita eny anivon'ny fiarahamonina, no avadika ho lasa tonokalo. tsongaina manokana amin'izany ny resam-pitiavana sy ny fahatsana. ohatra amin'izany Efa ela, ny sedram-pahoriana, sombin'ny tonokalo nosoratan'i Rado andrianiaina ireo.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0147