Daty : 20/11/2025 17:04
Nijery : 711
Tononkalo: 47 Jereo eto
Mankafy : 0 Ankafizo
Randja
Izaho Njaka Randja Rosa mitondra ny solon'anarana hoe "Randja" dia teraka tamin'ny 23 Aprily 1989 tao Ambatondrazaka. Asa atao :MpambolyLaharan'ny finday : 0349775645
Tsy dia be salary aho fa ny ao am-poko ihany no lazaiko. Tsy hamorona ny tsy misy aho fa mba miezaka mampihaingo izay teny hambarako aminao.Fitiavako anao no antony izao asa soratra izao. Misaotra anao mpankafy ny tenako. Tsy Iza aho fa "felana" ihany aho.
Rohy:
https://vetso.serasera.org/mpanoratra/randja
