Nampiditra : NatheFy
Daty : 30/01/2023 14:48
Nijery : 386
Tononkalo: 7 Jereo eto
Mankafy : 1 Ankafizo
Hampiditra tononkalo

TöBi

Raha fintinina ny momba ahy
Dia tovolahy kely mahafinaritra
Zatovo kely fa tsara fanahy
izay andalovana dia manimanitra
#Töbi
Rohy: https://vetso.serasera.org/mpanoratra/tbi
Hevitra farany

Mbola tsy misy hevitra

Hampiditra hevitra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0103