Tsikinao (ABS)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Tsy tankisendrasendra Fa tena misy dikany
Ilay jery nifanitsy
Segondra vitsivitsy
Dia avy eo ianao nitsiky
Somary nisahirana
Somary nisopirana
Tanaty ankodimirana
Dia mainka babonao
Ilay fo adaladalako…
--------
Lien: