Ampidiro aloha ny tenimiafina
TONONKALOKO (ADR)
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
TononkalokoTononkalo no soratana
Tononkalo no vetsoina
Tononkalo foana ny ahy
No anehoako ny ahiahy
Tononkalo ihany koa
No ilazana ny ao am-po
Adintsaina sy hatezerana
Fitiavana sy fandeferana
Tononkalo nosoratako!
Ao mifono ny tantarako,
Ao mifono ny alaheloko,
Ao ny tsiambarateloko.
ADR
--------
Lien:
Catégorie :
Fitiavana
Commentaires
andry 1000
(
28/03/2015 07:44)
mankafy e... tsara le aingam-panahy
