Izy no Izy (Aino)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Izy no Izy Izy no tiako
ary efa mba niriako
izy no malalako
mba mikolokolo ny tavako,
raha mitomany izy, mitomahy aho
raha mirana izy, dia mirana aho.
Izy ny olotiako
sy efa niriako
izy no izy.
Izy no hasambarako.
Raha sendra izy no tsy eo
dia mitoloko sy mitomany izany fo,
satsia lavitra azy tokoa
--------
Lien:
Catégorie :
Fitiavana
Commentaires
mozart
(
09/07/2006 11:18)
tsara fa tohizo e! mahafinaritra? iza aloha lé izy???? hahahahahha