ERITRERITRA NANDALO (AJO)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Eritreritra nandalode nanjary tononkalo...
tononkalo mantamanta,
tononkalo mihantahanta
an-tanin'olona, vahiny!
zary nahafeno siny...
(Paris/déc.2010)
--------
Lien:
Catégorie :
Aingam-panahy
Commentaires
tslem
(
14/02/2011 08:13)
Mbola vao Febroary 2011 angamba isika izao an!
tslem
(
17/02/2011 08:08)
Tononkalo mantamanta,tononkalo mihantahanta.
Tsara fa tohizo!
PS:miala tsiny @ mpanoratra t@ tsikera teo ambony fa desambra 2011 manko no hitako teo, izaho namaky ilay tononkalo tamin'ny voalohany.
Tsara fa tohizo!
PS:miala tsiny @ mpanoratra t@ tsikera teo ambony fa desambra 2011 manko no hitako teo, izaho namaky ilay tononkalo tamin'ny voalohany.
andry 1000
(
27/04/2015 06:26)
tena tsara e!