MANENJIKA NY TSY AZO (ANDRIAMASIMANANA Andry)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Sasa-poana ireo mpanenjika,Fa lavitra ny lalana,
Fiakarana mideza,
Miampy fiolanana
Aoka isika hitony,
‘zay rehetra tratr’izany,
Fa ny ray ao ambony,
Anilanao hatrany
Aza mba mivoana,
Na mivilivily koa,
Mijere ny manoloana
Fa homba anao Jesoa…
Fa ny mpanenjika io,
Dia ao afara ihany,
K’izao no tadidio,
Ianao aloha hatrany
--------
Lien:
Catégorie :
Fiaraha-monina - fiainana