... (arimalala)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Tia anao aho sombinainaHany ka mitaintaina
Sy toa velon-taraina
Moa tia ahy ve ianao?
Ity foko tena tia
Moa ve sanatria
Ho diso fanantena
Satria ianao toa mihenahena?
Mino anefa aho fa tsy izany
No any antsainao any
Fa fitiavana sesilany
Malala a, tena tia anao aho
Tsy ho haiko ny handao
Ka aza ampijalianao
--------
Lien: