Ry malalako Izato foko a (Fanomezantsoa Lcv)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Ry malalakoIzato foko adala no miventso ka miteny
Tsy vizaka mintsy milaza ombieny ombieny
Fa tsy misy toa anao ra mbola eto an-tany
Tsy misy toa anao, mbola averiko ihany
Maro ny adalana, sy ny ditra izay natao
Nampirotsa-dranomaso, nampisentosento anao
Hifonako avokoa, hivalozako malala a
Fa izato foko anie fa tena lasa adala a
--------
Lien:
Catégorie :
Fitiavana