Ampidiro aloha ny tenimiafina
Lavidavitra any ho any! (Fetrakens)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Lavidavitra any ho anyMisy toerana tsy fantatra
Misy tery sy ankamantatra
Aiza ho aiza eto an-tany!?
Lavidavitra aiza ho aiza?
Ho tadiavina hatraiza
Tsy haiko anarana sy taona
'Lay toerana manao ahoana!
Fa dia lavidavitra any ho any
(Extrait)
Fetrakens, 02/11/2007
--------
Lien:
Catégorie :
Eritreritra mandalo
Fans:
Fetrakens
