...? (HASINIONY)

Pas encore lu

Demander une lecture
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Inoako fa hiako any am-ponao any
izay tokony ho voasoratro eto:

".........; .........

.....................,

.....................?

....................!"


(...)
Aza manana olon-tiana fa izaho irery ihany
Aza manana endrika hafa voarakitra ho anao
Na avy amin'ny topimaso, na ny vetsom-po mankany
Na ny embona asampotiny ao anaty miafina ao...

"hoy ilay nitia anao - hany tokana eto an-tany"
--------
Lien:
Catégorie : Fitiavana
140 0
Ajouter un commentaire
Veuillez vous connecter
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0144