NY FANAMBADIANA (havotraniaina)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Ny fanambadian'ny Lahy sy ny Vavy ,Dia fanomezan'Andriamanitra ,
Masina, mila kolokoloina ,
Fanomezana tsy soloina .
Ny tenin'ny Baiboly ,
No jiron'ny tokantrano ,
Irina ho tonga nofo ,
Tantely ny ao an-trano .
Voalazan'ny Baiboly ,
Fa ny Lahy no lohan'ny Vavy ,
io no baikon'ny Tompo ,
Baikon'ny Mpahary ,
ianareo vehivavy, maneke ny vadinareo,
ianareo lehilahy ,tiava ny vadinareo ,
io no tenin'ny filazantsara ,
Misy teny FIKASANA .
--------
Lien:
