Namana (Iary Fyh)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Aza antsoina akory hoe namana raha toa ka hoe hamadika sy hivadika amin'ny teny,Aza antsoina akory hoe namana raha toa ka toky fitaka ny fitiavana nomeny
Fa salory hoe mpamadika ny anarana izay entiny raha izay no tena ilainy
Salory hoe mpamosavy f'izany toetra izany efa koa mamorika raha toa ka mbola tsy hainy
--------
Lien:
Catégorie :
Aingam-panahy
Fans:
IaryFyh
