Namana (Iary Fyh)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Aza antsoina akory hoe namana raha toa ka hoe hamadika sy hivadika amin'ny teny,
Aza antsoina akory hoe namana raha toa ka toky fitaka ny fitiavana nomeny
Fa salory hoe mpamadika ny anarana izay entiny raha izay no tena ilainy
Salory hoe mpamosavy f'izany toetra izany efa koa mamorika raha toa ka mbola tsy hainy
--------
Rohy:
Sokajy : Aingam-panahy
20 1
Mpakafy: IaryFyh
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : Iary Fyh
Nampiditra : IaryFyh
Daty : 26/10/2026 18:38
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0096