Sazio (Iary Fyh)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Andriamanotra o! Mba omeo anay tsy manana fa aza avela ariany ny zaza tsisy tsinyAndriamanitra o! Dia aza omena intsony ilay olona nanary na aza metu hanenina any aoriana
Mba avelao ho tsapany ny miaina tsy mahazo ilay silaky ny aina hateraka ho mpandimby
Mba avelao ho tsapany ny hirifiry mafy niaina'ito zaza nariany mbola kely tsy afa-nisafidy
Raha toa sitrakao dia faizo tena faizo fa efa mpamono olona matoa nasahy nanary ilay noetina amam-bolana
Kanefa raha toa tsy sitrapony fa sanatria an-tery no nahavitany izao dia ny tody no aoka hamatotra an'izay nahavanon-doza...
Na hierina ny volana
--------
Lien:
Catégorie :
Fiaraha-monina
