Sazio (Iary Fyh)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Andriamanotra o! Mba omeo anay tsy manana fa aza avela ariany ny zaza tsisy tsiny
Andriamanitra o! Dia aza omena intsony ilay olona nanary na aza metu hanenina any aoriana

Mba avelao ho tsapany ny miaina tsy mahazo ilay silaky ny aina hateraka ho mpandimby
Mba avelao ho tsapany ny hirifiry mafy niaina'ito zaza nariany mbola kely tsy afa-nisafidy

Raha toa sitrakao dia faizo tena faizo fa efa mpamono olona matoa nasahy nanary ilay noetina amam-bolana
Kanefa raha toa tsy sitrapony fa sanatria an-tery no nahavitany izao dia ny tody no aoka hamatotra an'izay nahavanon-doza...
Na hierina ny volana
--------
Rohy:
Sokajy : Fiaraha-monina
25 2
Mpakafy: IaryFyh - tsiolaka
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : Iary Fyh
Nampiditra : IaryFyh
Daty : 26/10/2026 17:01
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0144