FO TETAKA (IZY)

Pas encore lu

Demander une lecture
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Ny foko anie ka tetaka
Toa mikolepadepaka
Raha vao mahita anao !

Ny foko anie tsy tony
Toa mamon'ny rongony
Raha vao seraninao !

Ny foko anie ka babo
Mianjera sady lavo
Mahita anao mandalo !

Ity foko dia mimalo
Angolainao hoe Letsy
Izany rehefa RESY !


IZY
--------
Lien:
Catégorie : Fitiavana
1269 1
Ajouter un commentaire
Veuillez vous connecter
A propos
Auteur : IZY
Inséré par : mpisotrtoaka
Date : 04/02/2014 08:17
Lectures

Pas encore lu

Demander une lecture Ajouter audio
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0146