NOFIKO HONO HOE ... (Lalypiso)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Nofiko hono hoe,Tampototr’ilay tataovovonana aho naka alokaloka
Iny ianao namikiviky, tonga niala satroka
Dia nandoalika nifona …
Mba ho taondasa tsy tsaroana
ireny lonilony….
Nakipiko ny masoko mba hijereko anao
Toa hianao vaovao ?
Dia niposaka tanaty alina indray ilay masoandroko
Ka nanjary diavolana ihany koa ny androko
‘Zaho tsy te hifoha intsony ….
--------
Lien:
Catégorie :
Eritreritra mandalo - Fitiavana