SOA FA TEO IANAO (Lalypiso)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Ny saiko efa very…Soa ianao fa nijery
Ilay foko efa irery
Fa fitiavana mahery
Kanefa tsy voatery
Tsy nisy ankanery
Tsy nisy misitery
Nanome ahy hery
Dia maina ny takopery
Dia sitrana ny fery
Dia nanjary tsianjery
Fa kay zaho tsy irery
Fa eo ianao mankahery
--------
Lien:
Catégorie :
Fitiavana