lasa (laruto na hasina)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Lasa enao nandaoAdinonao ny fahiny
Ngamba efa lao
Za tsy anome tsiny
Nefa enao nanao voady
Hitia ahy mandrakizay
Tsisy akory ny ady
Nefa rava ny aminay
Tsy omeko anao ny tsiny
Raha toa enao nandao
Lasa iny olona iny
nambabo ny fonao.
--------
Lien:
Catégorie :
Fisarahana - Fitiavana