Indray mandeha ihany. (Mbola tsy fantatra)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Araraotiko ny fisiako an-tany,Fa izaho indray ihany no afa-miaina,
Hezahahiko ny tsy hisiana tomany,,
Kendreko mihintsy mba tsy hisy taraina,
Raha azoko atao...
Fa izaho,na ianao,
Indray mandeha ihany
No miaina eto an-tany,
Ny androko sisa,hanaovako soa,
--------
Lien:
Catégorie :
fiainana