Mama (Nisainana RAFETRARIVO)

Pas encore lu

Demander une lecture
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Raha iny vao maraina, ndeha hiala eo am-pandriana
Tsy hitan'ireo ankizy akory, ry zareo mbola sondriana
Hitady izay hatokona, hitady hamamiana


Miandry masoandro mody
Vao ahita fianakaviana
Hitafa sy hiaino ireo karazam-panontaniana


Taiza ianao ry mama, fa tsy hitanay nifoha?
Nitomany foana ve, fa Mama toa ela be?

#11Mai2024
Nisainana Rafetrarivo
--------
Lien:
170 0
Ajouter un commentaire
Veuillez vous connecter
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0148