Voady (Nisainana RAFETRARIVO)

Pas encore lu

Demander une lecture
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Androany ilay fotoana niandrasantsika
Ho hanoratana ilay tantara
Hanombohana ny fotoana
Hakàna sary indray mipika

Fotoana mamy hoantsika
Hanatrehan'ny Alitara
Hanatrehan'ny fianakaviana
Hanombohana dimby sy fara


Fitiavana nifanojo nomen'ilay mpahary
Ho mandrakizay hiara-dia tsy hifanary



Nisainana 2024
--------
Lien:
Catégorie : Marsa 2024
182 4
Commentaires
Edenasafira ( 17/03/2024 07:46)
Fanamarihana kely
Ny tsipi-panohizana dia - fa tsy _ ,ilay somary ambony sy fohifohy
Ajouter un commentaire
Veuillez vous connecter
A propos
Auteur : Nisainana RAFETRARIVO
Inséré par : NISAINANA
Date : 15/03/2024 10:20
Lectures

Pas encore lu

Demander une lecture Ajouter audio
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0141