Hanoratra hatsikana (Nosy Malala)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Hanoratra hatsikana,

Mahatsikaiky ilay te hanoratra hatsikana,
Rehefa tsy mihinana ny tadim-pitana.
Tsy ampy kankana angamba ny fintana,
Miandry ny rariny, miandry ny vintana.

Asa inona re no  mampihomehy,
Teny maontina nefa mahalanaka be,
Tsisy atokona firy aloha hatreto e!
Endrey ity mpanoratra  very kilé.. .

Nosy Malala
Jolay 2021
--------
Rohy:
572 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.011