NA RINDRA (NY Andri-Fara)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Na rindraDia niray ny làlantsika,
iny omaly hariva.
Na dia nasesikin'ny hanoanana,
teo am-pitadiavana ny marina.
Sahirana aho satria,
nahoana ianao no hiara dia
amin'ity mahantra ity.
Ny Andri-fara
--------
Lien:
Catégorie :
Fanantenana
Fans:
SANAKERIB