NA RINDRA (NY Andri-Fara)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Na rindra
Dia niray ny làlantsika,
iny omaly hariva.
Na dia nasesikin'ny hanoanana,
teo am-pitadiavana ny marina.
Sahirana aho satria,
nahoana ianao no hiara dia
amin'ity mahantra ity.

Ny Andri-fara
--------
Rohy:
Sokajy : Fanantenana
1683 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0134