Ampidiro aloha ny tenimiafina
Ny TANJONA (Rabarison Roberto Stephan)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
NY TANJONANy tanjona zandry,tsy mora ny maka azy
Mila misaina,mila ketrika ary koa arôzazy
Ny tanjona tsy mora , fa mila miady mafy
Tsy mila mifezaka , mila elah miafy
Ny mandany vola , tonga dia hajanony
Havalomy tsara , ary koa mba angony
Hitsindrovan'ialahy ny ampitso sy ho avy rehetra
Ny datin'andronao mantsy mbola tsy voafetra
Ny fiainana tsy mora , izay no tadidio
Dia ilay naman-dratsy rehetra tonga dia fadio
Ataovy fantatrin'ny rehetra fa elah misy tanjona
Dia ny ho tafita ny tarigetra, izay no mba hanatra
Rabarison Roberto Stephan ✍️
--------
Lien:
Catégorie :
Fananarana
