Ny antony hanoratako (Herizo Ravonjison Andrianitsiahy)

Pas encore lu

Demander une lecture
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Ny antony hanoratako,
Dia ianao rahavako,
Ny antsan'ny vetso nosoratako,
Dia ny fiantefan'ny fitiako,
Izay nianjera taminao.
Izay nisafidy anao,l
Noho ny onjan'ilay hery,
Herin'ny fitiavako.
Dia nisafidy anao irery,
Izay no antony hanoratako.
--------
Lien:
Catégorie : Aingam-panahy - Fitiavana
770 0
Ajouter un commentaire
Veuillez vous connecter
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0144