Fanilon'ny Fitia (Sunny)

Pas encore lu

Demander une lecture
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Arehitro tsy ho faty
Ny anilon'ny fitia
Ataoko latsak anaty
F'isika hir&dia

Arehitro misoko
Ny tena fitiavana,
Koa indro re ny foko
Raiso mba ho havana.

Ny foko mankafy
Mandrehitra mangina
Ny fanilon'ny fitia
Aminao re ry tiana

Arehitro tsy ho faty
Ny Fanilon'ny fitia
Ataoko latsaka anaty
Tsy ho faty ho doria.
--------
Lien:
Catégorie : Fitiavana
1714 3
Fans: voniala - raissah1 - Zozoro
Ajouter un commentaire
Veuillez vous connecter
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0111