MANIRY ANAO ( ho an'i endrika01) (Sunny)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Maniry anao ny fokomaniry anao ho namana
ho namanatsy foiko
tsy foiko ka tantana!!!
mitady anao mangina
mitady ny endrikao
ny endrikao 'lay tiana
'lay tiana tsy hankaloho!
mikalo anao hatrany
mikalo hira vao
hira vao tsy lany
tsy lany am-bavako ao!
ô! sarotrarotra ny dia
ny dia mety ahitako anao
ahitako anao 'lay mpankafy
mpankafy 'lay namam-baovao
--------
Lien:
Catégorie :
Fitiavana
Commentaires
endrika01
(
15/06/2008 15:55)
hein,misaotra e,tena afa-po
namaky ny vetsovetson'i Voniala,mahafa-po tokoa.misaotra e
namaky ny vetsovetson'i Voniala,mahafa-po tokoa.misaotra e
hery
(
30/07/2009 11:10)
he he he, misy raha 😜