Midomelina (Tojo natsu)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Tia anao tsy tonga saina,Itako valaka sady malaina,,
Mapijaly tena manimba saina,
Ngah ny domela mapahazo aina
Mikoaka enao mitaraina
Marary ny kibo mila hivoka ny aina
Olombelina nofo sy rà,
Rehefa osa enao vo anenin angah!
--------
Lien:
Catégorie :
fananarana
Commentaires
raims randriamalala
(
22/02/2020 09:12)
inona no tian'ny mpanoratra ampitaina aminay mpamaky azafady?
raims randriamalala
(
22/02/2020 09:32)
fanitsina hatrany:
ITY IANAO TSY TONGA SAINA
HITAKO VALAKA SADY MALAINA
MAMPIJALY TENA MANIMBA SAINA
ANGAHA NY DOMELINA MAMPAHAZO AINA
MIKOHOKA IANAO MITARAINA
MARARY NY KIBO MILA HIVOAKA NY AINA
OLOMBELONA NOFO SY Rà
REHEFA OSA IANAO VAO ANENINA ANGAHA!
fa tsy azoko no tian'ny mpanoratra hampitaina
ITY IANAO TSY TONGA SAINA
HITAKO VALAKA SADY MALAINA
MAMPIJALY TENA MANIMBA SAINA
ANGAHA NY DOMELINA MAMPAHAZO AINA
MIKOHOKA IANAO MITARAINA
MARARY NY KIBO MILA HIVOAKA NY AINA
OLOMBELONA NOFO SY Rà
REHEFA OSA IANAO VAO ANENINA ANGAHA!
fa tsy azoko no tian'ny mpanoratra hampitaina