Pozina (Tojo natsu)

Pas encore lu

Demander une lecture
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Tia anao tsy tonga saina,
Itako valaka sady malaina,,
Mapijaly tena manimba saina,
Ngah ny domela mapahazo aina
Mikoaka enao mitaraina
Marary ny kibo mila hivoka ny aina
Olombelina nofo sy rà,
Rehefa osa enao vo anenin angah!
--------
Lien:
Catégorie : fananarana
743 0
Commentaires
raims randriamalala ( 22/02/2020 09:10)
tssss! tsy kanto kosa izany, dia hajao ny tsipelinao!
Ajouter un commentaire
Veuillez vous connecter
A propos
Auteur : Tojo natsu
Inséré par : tojo Natsu
Date : 29/05/2017 10:35
Lectures

Pas encore lu

Demander une lecture Ajouter audio
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0142