Hafa tokoa ianao (Randja)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Izato masonao raha mijerysy ilay vavanao izay miteny
satriko mba tsy hiery
na hitompy ho eny ho eny
Izato feonao milantolanto
sy ilay bikanao ranjanana
fa dia raitra sy kanto
toa zary tsy misy mpanana
Izato famindranao mijadona
sy ilay endrikao miramirana
ampin'ilay vatanao malandina
izay anilanao tsy sahirana
--------
Lien:
Catégorie :
Aingam-panahy - Fitiavana
Fans:
voady
