Hampiditra sary Nampiditra : voniala
Daty : 18/09/2007 15:09
Nijery : 2268
Tononkalo: 35 Jereo eto
Mankafy : 0 Ankafizo
Hampiditra tononkalo

Sunny

Mpanoratra feno ao amin'ny FARIBOLANA SANDRATRA,mpikabary.Mpandala ny maha olona sy ny maha malagasy.Tso-piaina sy malefaka raha tojo izay mba mamy sy tiana ary ireo olona mpanaja ny zavatra tsy tiako.Izany hoe sendra olona matahotra sy mahatoky an'Andriamanitra.Isan'ny olombelona mihaky ny HASINA,indrindra ny Hasin'ny Razana sy ny tontolo misy azy ary ny navelany.MANKAHALA ny tsy RARINY sy ny TSINDRY HAZO LENA.
Rohy: https://vetso.serasera.org/mpanoratra/sunny
Hevitra farany

Mbola tsy misy hevitra

Hampiditra hevitra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0104