Ampidiro aloha ny tenimiafina
Ankamantatra (DotMG)
Mbola tsisy niantsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Dia tsy hitan'ialahy ve ny fanalahidymanafina ilay sekere sarobidy?
Ny rima kanefa nataoko nitafy
ny anaran'ireo lehiben'ankolafy.
Vereno vakiana im-pito, im-balo
Ny andalana rehetra amin'ilay tononkalo.
Dia fakafakao ihany koa ny tsipelina
Fa ho hitan'ialahy eo ilay vavan-tonelina...
DotMG - 21 jolay 2010.
--------
Rohy:
